Wikidata:Main Page/Welcome/mg

This page is a translated version of the page Wikidata:Main Page/Welcome and the translation is 100% complete.

Wikidata dia tobim-pahalalana maimaimpoana sy malalaka izay azo vakiana sy amboarin'ny olombelona sy ny milina.

Wikidata sert de stockage centralisé des « données structurées » des projets frères de Wikimedia qui comptent Wikipédia, Wikivoyage, Wikisource et d'autres.

Wikidata dia manome fanohanana amin'ireo tranonkala sy serivisy maro hafa ankoatry ny tetikasa Wikimedia ihany! Ny atin'ny Wikidata dia misy lisansa maimaimpoana, aondrana amin'ny endriny mahazatra, ary azo ampifandraisina amin'ireo andian-tahiry misokatra hafa amin'ny tranokala angona.